|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misolila |
| Fototeny | 2 solila |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misobilaka:
5 Nisolila loatra no nanaovan' ny mpandrafitra ity lela varavarava ity 6 Misolampilampy: 7 Misolila ity moron-dalana ity [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be on a bias, to be at an angle; cf, misompirana
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 être en biais, être chanfreiné; cf. misompirana
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|