|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  solila
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Misompirana, misobilatra: Fandraka solila [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qui est à angle obtus, qui est chanfreiné, en talus, en biais, en biseau: Fandraka solila (Ciseau qui est en biseau) [1.3#623]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/5)19  solila
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 Ilay fisompiranan' ny rindrina somary mivoaka eo akaikin' ny varavarambe na ny varavarankely; fanatsahana na fanasolarana ny riranjavatra hanjary hisompirana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 retrait du mur à angle obtus près des portes et des fenêtres, chanfrein, talus, biais [1.3#623]
Kamban-teny rehetra  23 vahoho solila vava

Teny iditra (3/5)24  solila
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 Karazan-dinta lehibe [1.1]
Voambolana  27  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (4/5)28  solila
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 Karazan' ahitra mani-pofona misy voniny mavokely na fotsy, maniry eny an-tany mando, nomen' ny ntaolo taloha ny vehivavy bevohoka mba hisorohana ny zava-tsarotra rehetra; izany no nahatonga ilay fitenenana hoe "Izaho tsy miteraka no hisotro solila?" (izaho tsy maninon-tsy maninona ve no handeha hisahirana?) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  31 mint [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  32 menthe: ses feuilles cuites avec du riz sont données aux femmes qui sont près d'accoucher pour prévenir tout accident fâcheux [1.3#623]
33 menthe [1.8, 1.66]
34 (probablement de soa : bon, beau ; et dilatra ou lilatra : action d'effleurer, de toucher à peine ; allusion à l'odeur agréable qui se dégage dès qu'on froisse un peu les feuilles). Suivant les dialectes
35 Mentha pulegium L. (Lamiaceae). Nom malgache signalé par Malzac [Merina]
36 La menthe poivrée, Mentha piperita Hudson, introduite d'Amérique et cultivée dans quelques stations d'essai a aussi été appelée par extension solila
37 Ajuga robusta Baker (Lamiaceae). Réf. Boiteau, Herbier Jardin Botanique Tananarive 2745. C'est probablement ce nom qui a ensuite été donné en Imerina à la menthe [Betsimisaraka, Sihanaka] [1.196]
Ohatra  38  Fomban' ny Vazaha kosa ny fanaovana dite ny solila. [2.270]
39  Loza ho anareo, ry mpanora-dalàna sy Farisiana mpihatsaravelatsihy, fa ny ampahafolon' ny solila sy ny aneta ary ny komina aloanareo; [2.996]
Voambolana  40  Haizavamaniry: fifinto
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)44  solila
Sokajin-teny  45  anarana
Fanazavàna teny frantsay  46 (probablement du nom des grandes sangsues d'eau ; on les trouve souvent collées sur les feuilles inférieures de ces plantes). Nom donné aux Mesanthemum (Ericaulaceae), plantes des tourbières et lieux marécageux. Surtout Mesanthemum rutenbergianum Körn. ou Mesanthemum platyphyllum Baker (Eriocaulaceae). Reconnaissables à leurs inflorescences en tête, d'un blanc brillant. [Betsileo, Merina] [1.196]
Voambolana  47  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09