Entry | 1 misolo |
Root | 2 solo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao ny asan' ny... mitana ny toeran' ny...: Rakoto no nisolo ny mpitantsoratra nanavy Manova: Mbola misolo akanjo izy Miova: Misolo matetika loatra ny dokotera eto amintsika [1.1] |
Explanations in English |
5 to be a substitute for [1.7] |
Explanations in French |
6 être remplacé, compensé [1.3#623] |
Examples |
7 Fantatr' ilay nanao anefa fa misolo toerana ilay nampiany izy na miara-voa aminy raha tratra.
[2.472]
8 Raha misy tsy fahafahany dia ny lehiben' ny firaketan-draharahan' ny Fitsarana Fandravana no misolo azy. [1.320#] |
Morphology |
|
All compound words | 13 2 combinations of this word |
Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
Anagrams | 15 misolo, 16 mosoly |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |