|
|
|
|

Teny iditra1  misomaritaka
Fototeny  2 somaritaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Be raharaha manketsy mankeroa, miheninkenina, mipenimpenina be ihany: Misomaritaka ny ankizy fa ho tonga avy any andafy ny rainy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12