|
|
|
|

Teny iditra1  somaritaka
Fototeny  2 saritaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifanjevo maimaika noho ny raharaha mifanosontsosona sy maro; miparitaka tampoka noho ny hatairana:
5 Somaritaka daholo ny mpianatra fa hoe misy mpangala-jaza miafina endrika, hono [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  7 akamositra, 8 Samotrakia, somaritaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17