|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misonga
Fototeny  2 songa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misokatra kely somary miainga ila; miainga kely ny ilany: Misonga ny lamban' ny zazakely fa amboary tsara [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8 misongasonga
Kamban-teny rehetra  9 tioba misonga

Teny iditra (2/2)10  misonga
Fototeny  11 songa
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 mitombo na manonga [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  14 croissant [1.13]
Voambolana  15  Matematika: alijebra
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  misonga, 17 somangy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09