|
|
|
|

Teny iditra1  misongasonga
Fototeny  2 songasonga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misokatra kely somary miainga ila; miainga kely ny ilany: Misongasonga ny lamban' ny zazakely fa amboary tsara [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8 misonga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12