|
|
|
|

Entry (1/2)1  misosa
Part of speech  2  active verb
Root  3  sosa
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mizotra tsy miato: Nisosa ny fianarany ka tsy niato raha tsy tany amin' ny tanjon' ny bakalorea
Mandeha milamina tsy misy misakantsakana na manelingelina: Misosa ny fiainana raha misy vola, hoy ireo tsy mihevitra afa-tsy ny ara-nofo
Mikorisa amin-javatra malama: Nahahitsaka hoditr' akondro aho teo an-tokonana ka avy hatrany dia nisosa terỳ an-tokotany
Misononoka eo ambony rano: Nisosa ny lakana nitondra anay fa nitsoka malefaka ny rivotra
Examples  9  [2.470] misosa amboniny eny kosa ny zahatra andiany dimy aman' enina, mitondra hazo fisaka hamidy eny Isotry.

Entry (2/2)10  misosà
Part of speech  11  imperative of active verb misosa [Full list]
Root  12  sosa
Explanations in Malagasy  13  [1.1]
Explanations in French  14  [1.3]

Anagrams  15  isosam, masiso, misaso, misosà, misosa, mosasy, samosi, samosy, sasoim

Updated on 2025/08/10