|
|
|
|

Teny iditra1  misosoka
Fototeny  2 sosoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy sosoka na kofehy nasisika amin"ny fahan' ny lamba: Efa nisosoka ity lamba ity ka tsy tiako
5 Misalovana eo anoloana na mipetraka eo amin' ny toeran' ny sasany: Nisy olona ngezabe nisosoka teo anoloako ka tsy nahita na inona na inona tamin' ilay fampisehoana aho ~ Nisosoka teo amin' ny toerako ilay zazalahy tsy mahalala fomba
6 Mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany: Aza misosoka amin' ny raharahako ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be mended or darned; to intrude into things [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 être repris, raccommodé; se mêler des affaires d'autui [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 velarana misosoka
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09