|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitabataba |
| Fototeny | 2 tabataba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao horakoraka na kotaba: Roahy any ireo ankizy ireo fa mitabataba
5 Misy korontana: Mitabataba ny faritany raha tsy mahay mitondra ny lehibe [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be noisy, to be clamorous, to bustle; to talk merrily.
[1.2] 7 to be noisy; to raise a clamor; to be disorderly [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 faire du tapage; troubler l'ordre public
[1.8] |
| Ohatra |
9 nitabataba, nihorakoraka, nanao fihinanam-be nisotro toaka mamo.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 14 mikotabataba |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 mitabatabà |
| Fototeny | 17 tabataba |
| Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitabataba [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 19 mibatabata, mitabataba, mitabatabà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|