|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitafa
Fototeny  2 tafa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miresaka lavareny toa entina mandany andro fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to converse, to chat [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Causer, jaser, babiller pour passer le temps [1.3]
Ohatra  7  veloma ka finareta Razandry
tiava vady miresaha amin-kavana
kanefa raha mitafa
izaho ihany no ataovy am-bentin-teny
[2.131]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13  mitafà
Fototeny  14 tafa
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitafa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 famaty, 17 famita, mitafa, mitafà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27