Entry | 1 mitafo |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Misy tafo: Hitanao ve ilay trano avara-dalana mbola tsy mitafo io? ~ Trano mitafo vifotsy |
Explanations in English |
4 [1.7] to be roofed |
Explanations in French |
5 [1.8] être couvert d'un toit |
Examples |
6 [2.470] Tranoheva iray lehibe mitafo bozaka kosa, no eo atsimon-trano manaraka ny halavan' ny rindrina. 7 [2.472] Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy |
Root | 8 tafo |
Morphology |
|
Anagrams | 12 famoty, mifota, mitafo, mitofa |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |