|
|
|
|

Entry1  mitahiry an-karon-doa-body
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mitahiry, haron-doa-body
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza izay olona tsy mba manangona fa mandany izay rehetra azony; tsy mba mitsitsy fa izay rehetra azo lanina avokoa
Explanations in French  5  [2.415#2354] Se disait de ceux qui dépensent follement leurs biens

Updated on 2025/07/29