|
|
|
|

Entry1  mitaitaika
Root  2  taitaika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Tonga mitsitapitapy: Tsy tiako ny fahatongavanareo mitaitaika toy izao
Maneno mitapitapy, midindina: Natao nitaitaika ny lakolosy tamin' ny fivoahan' ny razana avy tao am-piangonana [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Updated on 2025/09/12