|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitakarina
Fototeny  2 takarina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha miresaka na mihinana any an-tranon' olon-kafa: Aza mitakarina any re fa izay misy ato an-trano ifaliana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10  mitakarìna
Fototeny  11 takarina
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitakarina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 manaikitra, 14 manati-kira, 15 miantraika, mitakarìna, mitakarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27