|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mitakona |
| Fototeny | 2 takona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy hita fa misy manakona, miafina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to hide, to be concealed.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 10 mitakona |
| Fototeny | 11 takona |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 milanja, mivesatra antsoroka: Mitakon-dambo amin'taine tsy leon'olon-drere (milanja lambo (kisoa dia) tsy mivoraka ka tsy zakan'olona irery)
[Tanala]
[1.78] 14 Enti-milaza olona roa na telo na maro miara-mitondra zavatra iray [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 to carry a burden on a pole, by one (or more) before and behind.
[Provincial]
[1.2] 16 to carry or transport something by joint effort [Provincial] [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 transporter par un effort commun
[Provincial]
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 22 mitakòna |
| Fototeny | 23 takona |
| Sokajin-teny | 24 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitakona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 25 mañotaky, 26 manotika, 27 miantoka, 28 mikatòna, mikatona, 29 mikotana, mikotàna, mitakona, mitakòna, 30 mitokàna, mitokana, 31 mitonàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|