Entry | 1 mitalaho |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 talaho |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mangataka arahim-piangaviana fatratra, mangataka mafy, miambezo, mitampesona: Nitalaho tamiko izy mba horaisiko ny zanany Mangata-pitahiana amin-Janahary ho ana marery, olona' ndeha hivahiny...: Mitalaho aminao izahay, ry Tompo, mba sitrano ny zanakay |
Explanations in English |
9 [1.7] to entreat, to beg earnestly |
Explanations in French |
10 [1.8] prier, supplier |
Anagrams | 11 itolaham, mitalaho, motalahy, talahoim |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |