Entry | 1 mitalapetraka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 talapetraka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mipetraka atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka izany ny ranjo ka mifanindry ny tongotra |
Explanations in English |
9 [1.2] same as mipetraka 10 [1.7] to sit crosslegged |
Explanations in French |
11 [1.8] s'asseoir en croisant les jambes |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mitalapetraka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |