|
|
|
|

Entry1  mitambororotra
Part of speech  2  active verb
Root  3  tambororotra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mikororosy, mietry, miletsy: Mitambororotra ilay tany nikoa tetsy atsimo tetsy
Miriotra midina: Mitambororotra ny fahalalam-pomba amin' izao andro izao
Mitaredretra
Maty tsikelikely

Updated on 2025/07/29