|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitanika |
| Fototeny | 2 tanika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 manao toaka
[Bara]
[1.78] 5 mahandro, manao toaka amin'ny fitanehana [Bezanozano, Tanala] [1.78] 6 Mampangotraka: Mitaneha kely tambavy, rankizyMitaneha kely tambavy, rankizy a! 7 Mampiempo: Mitanika menaka izy 8 Manasitily: Mitanika betsabetsa ny Betsimisaraka 9 Mafana migaingaina toa manempotra: Mitanika izany hainandro izany [1.1] 10 mahandro maharitra [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to boil, to cook
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 faire bouillir
[1.8, 1.13] 13 faire cuire [1.8] 14 distiller [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 20 manitaky, 21 manitika, 22 mitañaky, mitanika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|