|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tanika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fampangotrahana, fandrahoana, fampiempoana, fampandevonan-ko etona, fanenjehana sy fizohina tsy an-kijanona: Ataovy maty tanika ny laoka fa mafy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 acton de faire bouillir, de faire cuire, de faire évaporer, d'exposer au soleil
5 action de poursuivre quelqu'un sans relâche [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 antaky, 17 antika, 18 takina, tanika, 19 Tankay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|