|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mitanina |
| Fototeny | 2 tanina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mipetraka mitodika amin' ny afo, amin' ny masoandro: Sady mitanina afo izahay fahiny no nihaino an' Inenibe nanao angano
5 Mitanina andro ny ankizy rehefa ririnina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to warm oneself
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 se chauffer
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 13 mitanìna |
| Fototeny | 14 tanina |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitanina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Teny iditra (3/3) | 16 mitanina |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 (de tanina : action de chauffer, de courber au feu). Arbre indéterminé.
19 Son bois est particulièrement apprécié pour la confection des roues et autres pièces de charronnerie. [Bezanozano, Merina] [1.196] |
| Voambolana | 20 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 21 main-tany, mitanìna, mitanina, 22 tamiñañy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|