|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mitanisa |
| Fototeny | 2 tanisa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao tanisa
5 Manonona tsirairay, milaza antsipiriany: Nitanisa ny fahavoazany teo izy nandritra ny antsasak' adiny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to enumerate
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 énumérer
[1.8] 8 dénombrer, citer, énumérer [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 13 mitanisa |
| Fototeny | 14 tanisa |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 to conjugate a verb
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 conjuguer un verbe
[1.8] 18 conjuguer [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 23 Haiteny |
| Teny iditra (3/3) | 24 mitanisà |
| Fototeny | 25 tanisa |
| Sokajin-teny | 26 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitanisa [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 27 atsimina, 28 manitsia, 29 masinaty, 30 maty sina, mitanisa, mitanisà, 31 mitsiaña, 32 samainty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|