Entry (1/3) | 1 mitao |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tao |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Miomanomana toy ny ho any an' ady, hanafika |
Explanations in English |
9 [1.7] to prepare to go to war |
Explanations in French |
10 [1.8] faire des préparatifs pour aller en guerre |
Examples |
11 [1.436#] Efa mandroso ity ny ady amin' ny vazimba ry Imerina ka tsy maintsy mitao fatratra isika na dia naharesy azy aza teo, dia ataliorana fandrao hamaly faty izy. |
Entry (2/3) | 12 mitao |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 [1.78] [Taisaka]
mitondra |
Entry (3/3) | 15 mitao |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 [1.78] [Taisaka]
mangataka |
Anagrams | 18 aotim, atimo, atoim, iatom, maito, maoty, matoy, miato, miota, mitao, mitoa, moita, otaim, tamio, tamoi, tamoy, taomi, taomy |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |