|
|
|
|

Teny iditra1  mitapatapaka ahitra
Singan-teny  2 mitapatapaka, 3 ahitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 miara-midinidinika momba ny zavatra iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to discuss something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 discuter, examiner en détail [1.8]
Ohatra  8  ka dia miondrika hila hevitra amin' izy rehetra, hiara-kitapatapaka ahitra sy hitoritory ravina. [2.298]
9  Tonga eo amin' ny kihon-dàlan' ny fiainako aho, ka ataoko fa hanan-tsiny amin' ise raha tsy midinidinika sy mitapatapaka ahitra. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12