|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitaria
Fototeny  2 taria
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao resaka lava: Nitaria momba ny famadihana teo i dadatoa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 causer longuement [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mitaria
Fototeny  11 taria
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 mikapoka [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  14 miitara, 15 miriata, 16 mitaira, 17 mitaray, mitaria

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12