|
|
|
|

Entry1  taria
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
Explanations in Malagasy  7  [1.78] [Sihanaka] resaka, teny
8  [1.1] Resaka na dinika lavareny: Aza lava taria eo ianao
Explanations in French  9  [1.54] causerie interminable
Examples  10  [2.470] Nony nafanafana ny resaka sy taria, dia izao no re hentitra sy miavaka tsara:
Analogs  11  angano, anjabobo, anoano, arira, fasitara, habobo, haga, karijo, tantaravalamaty
Proverbs  12  Proverbs containing the word taria

Anagrams  13  atari, atrai, itara, tairĂ , taray, taria

Updated on 2025/07/29