|
|
|
|

Entry1  mitavy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  manao tavy na tanimbary ala [Tambahoaka] [1.78]
4  mikapa ala hambolem-bary [Taisaka] [1.78]
5  mikapa hazo hanaovana tanimbary na tavy [Bara] [1.78]
6  mikapa hazo na ala: Laha hamboly vary anareo k'aja mitavy koa fa mañose (aza mikapa hazo intsony ianareo raha hamboly vary fa hoseo ny tanimbary) [Tanala] [1.78]
7  mibara, mikapa, mitevy ala velona na savoka [1.13]
Explanations in French  8  défricher [1.13]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :

Updated on 2025/09/12