|
|
|
|

Entry1  mitehaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  tehaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Nitehaka ny olona raha vao niditra izy
Mamely amin' ny felatanana, mikasi-tanana: Rakoto no nitehaka ny zanakao fa tsy izaho
Explanations in English  9  [1.7] to pat; to clap the hands, to applaud
Explanations in French  10  [1.8] donner une tape à; applaudir en battant des mains
Examples  11  [2.472] Velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany.
Proverbs  12  Proverbs containing the word mitehaka

Anagrams  13  mihatake, mitehaka

Updated on 2025/07/29