|
|
|
|

Teny iditra1  mitehin-kiho
Singan-teny  2 mitehina, 3 kiho
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manao ny tanana toa manery na mitehina ny valahana, mitehina amin' ny moja [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to have the arms akimbo [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 appuyer les poings sur les hanches [1.8]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02