Entry | 1 mitelina |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 telina |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Managorodana na mamarina any an-tenda: Mitelina vary |
Explanations in English |
11 [1.7] to swallow |
Explanations in French |
12 [1.3#693, 1.8] avaler |
Examples |
13 [2.424#] Ataovy misotro rano kely foana izy na dia marary aza ny mitelina. 14 [1.406#] tsy mitondra antsy handidiana, tsy mila famaky hikapana, fa mitelina ihany. 15 [2.285#] Tsy hety ho lehilahy izay tsy mitsako ny sakafony ka mitelina ny otan' ny sasany. |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mitelina |
Anagrams | 17 ilmenita, mitelina |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |