|
|
|
|

Teny iditra1  mitentina
Fototeny  2 tentina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihosotra loko mitsipentimpentina: Mitentina mena ny lanitra manga rehefa takariva
5 Mitsentsina: Soa ihany fa nitentina tsara ilay lakana ka tsy misy rano tafiditra na pitiny kely aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be spotted or colored; to be caulked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être tacheté; être calfaté [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17