|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tentina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanasiana loko zavatra iray hanapentimpentina azy; fihosorana menaka na ranon-javatra amin' ny tarehy; fanatsentsenana hirika na lavaka; fanampiana sy fanalehibeazana ny kely andilana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a staining, a besmearing
5 anything used to fill a crack, etc [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 action de tacheter, de barbouiller avec des couleurs, de la graisse, de la farine de riz, etc.
7 action de fermer un trou, une fissure, de mettre une pièce à un habit déchiré [1.3] 8 action de badigeonner, de colorier 9 ce qu'on met pour boucher une fente [1.8] 10 barbouiller, teindre avec de mauvaises couleurs [1.196] |
| Ohatra |
11 Tsy misy tentina na antery izany rehetra izany fa mandeha ho azy izao.
[2.4]
12 Tsy hahery hanao solon-tandra sy ny tentina isan-karazany, hono. [1.262] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 28 tentina |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 (allusion aux couleurs incertaines que donnaient ces plantes en teinturerie). Phyllanthus casticum P. Willemet et Phyllanthus fuscoluridus Müll. Arg. (Phyllanthaceae).
31 Nom et identités relevés anciennement par Grandidier. [Merina, Sihanaka, Bezanozano] [1.196] |
| Voambolana | 32 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|