|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitesontesona
Fototeny  2 tesontesona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy mahalala menatra miteny na manao zavatra amim-pieboeboana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mitesontesòna
Fototeny  10 tesontesona
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitesontesona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  mitesontesòna, mitesontesona, 12 mitseontseona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27