Entry | 1 mitodika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 todika |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Mihodina (enti-milaza ny loha na ny maso mihodina na miherika amin' ny zavatra na olona eo anindrana na any an-damosina), miherika: Aza mitodika lava any aoriana ao ampiangonana ~ Tsara ihany ny mitodika ny Iota mba hianarana mitsinjo ny ho avy |
Explanations in English |
10 [1.7] to turn to look; to turn around, to turn toward something |
Explanations in French |
11 [1.8] tourner la tête vers quelque chose, se tourner vers quelque chose 12 [1.13] s'orienter vers, se diriger vers |
Examples |
13 [2.471] Fa tsy mbola novalianao ny fanontaniako faharoa, hoy indray izy nitodika tany amiko. 14 [2.472] tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana. |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mitodika |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |