| Entry | 1 mitohatra |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 tohatra |
| Morphology |
|
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Enti-milaza ny nonom-biby izay efa mibontsina, na ny biby -- indrindra ny ombivavy -- manana anaka, na ny voam-bary efa manomboka ho feno. (Raha manana anaka, ny olombelona atao hoe: bevohoka; ny omby mitohatra ary ny saka mamosavy) |
| Proverbs | 9 Proverbs containing the word mitohatra |
| Anagrams | 10 hamotitra, hotaratim, mitohatra |
| Updated on 2025/08/10 |
|