|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitokana
Fototeny  2 tokana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mipetraka irery: Mitokana ao an' efitra ao izy fa tsy miaraka amin' olona
5 Mankalaza zavatra vao iray, alohan' ny hampiasana azy: Ny Minisitra mihitsy no hitokana ilay trano fitsaboana vaovao [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12  mitokàna
Fototeny  13 tokana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitokana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 mañotaky, 16 manotika, 17 miantoka, 18 mikatòna, mikatona, 19 mikotana, mikotàna, 20 mitakona, mitakòna, mitokàna, mitokana, 21 mitonàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27