|
|
|
|

Entry1  mitomany randrana manendrika ny sasany
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mitomany, randrana, manendrika, sasany
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tsy mitsapa raha manendrika ny tena izay atao na tsia, fa ataon' ny hafa ka dia mba atao koa

Updated on 2025/07/29