|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitomany |
| Fototeny | 2 tomany |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany ny zazakely fa ampangino
5 Mangataka, mitalaho mafy amin-dranomaso: Nitomany ny ho any Iarivo foana izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to cry for something
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 pleurer après quelque chose; pleurer
[1.8] 8 [mitomañy] [Sakalava-Mayotte] pleurer [1.405] |
| Ohatra |
9 nitomany indray izay rehetra nanatrika teo, indrindra fa Razaimalala.
[2.324]
10 Sady nigogogogo nitomany indray izy... [2.470#141] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 15 jemby, 16 latsadranomaso, 17 lem-bolomaso, 18 manala ny lohany, 19 manangan-torana, 20 manao ranomaso havozona, 21 manezakezaka, 22 manganohano, 23 miafatrafatra, 24 miapokapoka, 25 miatatra, 26 midradradradra, 27 midradraka, 28 mifaditra ahitra, 29 mifako bozaka aman' ahitra, 30 mifararemotra, 31 mifendrotra, 32 mifia-dranomaso, 33 mifokofoko, 34 migigika, 35 migogogogo, 36 mihandrohandro, 37 mijafajafa, 38 mijoy, 39 mikehina, 40 miketaketa, 41 mikiakiaka, 42 mikonainaika, 43 mitanisanisa, 44 mitolokoloko, 45 mitoreo, 46 mitrifantrifana, 47 tomany, 48 tsy mahajery olona |
| Fikambanana | 49 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny how mitomany |
| Ohabolana | 50 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 51 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|