|
|
|
|

Entry1  mitombaitra
Part of speech  2  active verb
Root  3  tombaitra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Sandra fahavoazana lehibe noho ny antony madinika tsy nampoizina: Nitombaitra Rakoto fa nibolisatra tamin' ny hoditr' akondro dia nianjera ary tapaka ny tongony

Updated on 2025/07/29