Entry (1/2) | 1 mitongilana |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tongilana |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mihilana, tsy miarina marina tsara, mirona, miraika: Mitongilana ity rindrina ity izany Miangatra: Mitongilana io mpitsara io Voatarika: Mitongilana amin' ny ratsy rehefa mety ho olombelona |
Explanations in French |
9 [1.13] penché |
Examples |
10 [2.471] mitongilana izao ny sambolay. 11 [2.470] Izao tokoa va re no fahagagana e, sa vintana mitongilana, sa ny lahatra sy anjara? |
Entry (2/2) | 12 mitongilàna |
Part of speech | 13 imperative of active verb mitongilana [Full list] |
Root | 14 tongilana |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Anagrams | 17 mitongilana, mitongilàna |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |