|
|
|
|

Teny iditra1  mitonia
Fototeny  2 tony
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitony [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4 sois calme, soyez calme, apaises-toi, apaisez-vous [3.1]
Ohatra  5  mitonia aloha ianao Ravaomaria, hoy i Soazara. [2.445#90]
6  Eny e, mitonia kely aloha, ho' aho, ry vehivavy terak' Imamo. [2.528#144]
7  Dia nifoha izy ka niteny mafy ny rivotra, ary nilaza tamin' ny ranomasina hoe: Mangina, mitonia. [2.996]

Fivaditsoratra  8 amintio, 9 miotina, 10 mitaino, mitonia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12