|
|
|
|

Teny iditra1  mitony
Fototeny  2 tony
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihaketraka, mihalefy: Efa mitony ve ny hatezerany?
5 Mionona: Mitony ihany ny alahelo rehefa ela ny ela [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be calm, to be quieted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être serein, calme, apaisé: Nitony ny rivotra (Le vent s'est apaisé) ~
8 Nitony ny hatezerany (Sa colère s'est apaisée)

9 se ralentir, se dit des affaires, des corvées [1.3#727]
10 se calmer, s'apaiser [1.8]
Ohatra  11  Nony nitony izany, nanoaka sahala amin' ny avy natory izy [2.472]
12  Indraindray aho mba mitony sy resy lahatra ihany fa matetika kosa dia, ehe! [2.528#141]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  mitony, 17 motiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17