Entry | 1 mitono |
Root | 2 tono |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka, manatsatsika amin' ny afo: Mitono hena. [1.1] 5 manatsatsika, manasaly, mandoro [1.13] |
Explanations in English |
6 to broil [1.7] |
Explanations in French |
7 griller au feu [1.8] 8 griller [1.13] |
Examples |
9 mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny.
[2.470]
|
Morphology |
|
All compound words | 14 5 combinations of this word |
Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |