Entry | 1 mitoreoreo |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#734] >Manao feo mitaraindraina, mampahonena: Mampalahelo izany vorondreo mitoreoreo any ambony any izany |
Examples |
4 [2.470#72] mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno 5 [2.436#83] Ny hira mitoreoreo sy mitaraindraina, ny tiona gregoriana, dia tsy azon' ny Malagasy |
Root | 6 toreoreo |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |