Entry | 1 mitoroka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 toroka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.78] miampanga, milaza an-karihary ny hadisoana na heloka natao tany 9 [1.1] Miampanga tsy marina, milaza ho nanao ny zavatra tsy natao, manendrikendrika: Nitoroka ahy ho nanompa azy izy |
Analogs | 10 manendrikendrika, manombotomboka, manendry |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |