|
|
|
|

Entry1  mitorovoka
Part of speech  2  active verb
Root  3  torovoka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mipetraka miarinarina amin' ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo amin' ny saoka: Nitorovoka nanodidina an' i Dadabe ny zafy keliny enin-dahy
Examples  9  [2.470] Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony.
Proverbs  10  Proverbs containing the word mitorovoka

Updated on 2025/07/29