|
|
|
|

Teny iditra 1  mitovy tantana
Singan-teny  2 mitovy, 3 tantana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy misy avo sy iva toy ny fandrin-drano [1.1]
Mpanahaka  6  ankamarenana, 7  bambaray, 8  fandrin-drano, 9  lemaka, 10  marina, 11  marin-drano, 12  marin-tampona, 13  marin-toerana, 14  mitohy nonoka, 15  mitovy lemba, 16  mitovy lenta, 17  mitovy rano, 18  mitovy saranga, 19  mitovy soroka, 20  ranoray

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22