|
|
|
|

Entry (1/4)1  lemaka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Marin-tampona: Tany lemaka
Explanations in French  13  [1.3] plat: Mahafinaritra io tany lemaka io (Cette plaine est magnifique)
Examples  14  [2.472] Be tany lemaka voavoatra ho tanimbary ilay izy.
15  [2.587#] Ny akoran' ny mpiady nanehoeho eran' ny habakabaka sy ny tany lemaka.

Entry (2/4)16  lemaka
Part of speech  17  noun
Morphology 
18  Simple :
19  Prefixed :
All compound words 
Explanations in Malagasy  23  [1.1] Tany marin-toerana hatrany, zara raha misy ahitana lohasaha, ankandemponana: Ny lemak' i Marovoay
24  [1.13] velaran-tany mitovitovy tantana
Explanations in English  25  [1.7] flat land
Explanations in French  26  [1.3] terrain plat, plaine
27  [1.8] terrain plat
28  [1.13] plaine
Examples  29  [2.5] Saingy nahonena azy indray ny fandadiladin' ny lemaka tomandavana ivalamparan' i Mangoro, ka nirotsaka ny ranomasony:
Vocabulary  30  Geography: (in general)
Analogs  31  tany marina, ankamarenana, ankapetrahana, maharemana, tamponketsa, dembademba, lembalemba, marin-tampona, deboka, komakoma, ankandemponana, lohasaha

Entry (3/4)32  lemaka
Part of speech  33  noun
All compound words  34  16 words containing lemaka
Explanations in Malagasy  35  [1.13] velatra voafaritra ny hitsy roa mifanapaka
Explanations in French  36  [1.13] plan
Vocabulary  37  Mathematics: geometry

Entry (4/4)38  Lemaka
Part of speech  39  name (toponym) [Full list]
Elementary words  40  lemaka
Vocabulary  41  Geography: towns

Anagrams  42  alemak, lamake, lemaka, Lemaka, malake

Updated on 2025/08/10