|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitraka |
| Fototeny | 2 traka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manarina ny loha: Aza miondrika fa mitrakà
5 Miarina miatrana tsara: Mitraka tsara ity zana-kazo ity ka hijoro hahafinaritra io rehefa lehibe; (mifan. aminy: miondrika, mitanondrika) [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 mitrakà |
| Fototeny | 12 traka |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitraka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 14 Karmita, 15 mikatra, mitrakà, mitraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|